Abrakadabra - educational books and games in foreign languages

⚠️

You have added 0 items to your cart without being logged in, your cart will not be saved if you leave the site.

⚠️

Ny Sakafontsika 1


French Title : Notre Alimentation 1
Author s :
Randremba, Rivo
Razanadriaka, Lalao-Elina

français malgache
Number of Pages : 16
Theme : bilingue
Publisher :
Mpariaka Boky Madagasikara

Publication Date : 2021
Price (Incl. Tax) :
8,50 €
Ref. :9782492293078

Available to order


Description

Premier imagier bilingue malgache régional / français Cet imagier fait voyager les enfants dans les différentes régions de Madagascar à travers les variantes régionales de la langue malgache tout en leur faisant connaître quelques aliments sains et nutritifs. Il sensibilise les enfants à la diversité linguistique dans un contexte où la langue nationale unique favorise l'intercompréhension. Cet imagier permet aussi d'enrichir leurs connaissances du vocabulaire malgache et français.

Bokintsary roa teny malagasy isam-paritra / frantsay voalohany Hitondra ny ankizy hitety faritra eto Madagasikara ity bokintsary ity amin'ny alalan'ireo voambolana isam-paritra ary hanampy azy ireo hahafantatra ireo sakafo be otrikaina sy mahasalama. Natao hisarihana ny sain'ny ankizy amin'ny fimaroanteny koa izy ity. Sady tokana toko mantsy ny teny malagasy no marolafy ary mazana ahafahana mifankahazo tsara. Ahafahana manatevina ny fahaizan'ny tsirairay ny voambolana malagasy sy frantsay ihany koa izy ity.